1 Soeda no firenena voalohany maneran-tany amin’ny fandraharahana – tany mamokatra ho an’ny mpampiasa vola, araka ny gazety Forbes

2 Misanda 56 956 dolara ny harin-karena faobe isam-batan’olona aty Soeda – farim-piainana ambony indrindra maneran-tany

3 Toe-karena nomerika mandroso indrindra aty Eoropa, fiaraha-monina mandroso indrindra tsy mampiasa vola taratasy

4 Manjaka tanteraka amin’ny toe-karena soedoa ny fifaninanana araka ny tondro “Indice de la Compétitivité Mondiale”

5 Firenena mivoatra indrindra ao anatin’ny vondrona eoropeana i Soeda amin’ny fananany salan’isa ambony indrindra amin’ny patanty isam-batan’olona

6 Tsara toerana i Soeda amin’ny fahatratrarana ny Tanjona Fampandrosoana Maharitra izay navoakan’ny Firenena Mikambana

ASA FAKAN-KEVITRA

  • Fananganana orinasa
  • Toro-hevitra ara-bola | Fitantanana ny hetra
  • Sehatra ahafaha-mitombo
  • Fitsirihana vondrom-pahalalana
  • Fitantanana/sivana ara-informatika
  • Lalàna sy fampanarahan-dalàna
  • Fanatsarana ny paikady ara-barotra
  • Fandefana tolo-draharaha ivelany
  • Fahombiazana amin'ny asa
  • Fitantanana ny voina mety hitranga

FITSIRIHANA TSENAM-BAROTRA

  • Fampahafantarina/fanapariahana ny marika
  • Sehatr'asa ara-barotra
  • Vinavina feno
  • Entam-barotra
  • Fironana ara-demografika
  • Fitsinjarana ny tsena
  • Tsapa-kevitra amin'ny mpanjifa
  • Faharetan'ny entana/tolotra

FIKAROHANA

  • Angom-baovao ara-barotra
  • Tatitra momba ny orinasa
  • Fitrandrahana sy fanatsoahana laha-tahiry
  • Arsivan'ny governemanta
  • Tatitra famotorana
  • Fanaraha-maso haino aman-jery
  • Angon-drakitra statistika nasionaly
  • Fandraisana | Fikarohana mpiasa

BIRAO VIRTOALY

  • Adiresin'ny orinasa ao Stockholm/Soeda
  • Laharan-telefaona amin'ny foibe Call Center
  • Famindrana hafatra an-tsoratra maneran-tany
  • Fanohanana ny mpanjifa 24/7

ASA FANDIKAN-TENY

  • Amin'ny tenim-pirenena maherin'ny 70
  • Mpahay teny matihanina sy zanatany
  • Kalitao ISO 17100 azo antoka
0
TAONA NIASANA
0
MPIARA-MIASA MATIHANINA
0
MPANJIFA MAHAFATRA-PO
0 %
FAHAFAHAM-PO AZO ANTOKA
Vahaolana manokana
Mpandraharaha iray, tetikasa iray - Vonona izahay ny hanome hatrany vahaolana mifandraika amin'ny tsirairay, na amin'ny lafiny filàna manokana na amin'ny tanjona kasain'ny tsirairay
Fiaraha-miasa amin'ny eto an-toerana
Tombony ho anay ny fifandraisanay akaiky amin'ny sampana governemanta, biraom-panjakana ary orinasa soedoa eto an-toerana, izay ahafahanay mamaha amin'ny fomba aingana sy mazava ny olanao
Sitraho ny traikefa anananay
Manampy anao izahay ahombiazanao - Ny raki-kevitra nangoninay nandritra ny taona maro no fanalahidy amin'ny fahombiazanao aty Soeda
Fandrafesana sy raki-kevitra
Ny paikady rehetra omban'asa izay atolotray no lala-mazava ahafahanao mandrefy ny vokatra azonao amin'ny alalan'ny fandraharahana ataonao sy ny tanjona ara-barotra kasainao
Tao-raharaha lafatra
Azo tarafina mivantana amin'ny vokatra azonay ny kalitaon'ny tolotra omenay, toy izany koa ny fahombiazanao - Manampy anao amin'ny lafiny rehetra izahay

Vaovao farany

Zahao ka trandraho!

Mifandraisa aminay raha te ahafantatra bebe kokoa

Frejgatan 13
114 79 Stockholm
Soeda

info@ce.se
malagasy@ce.se

+46 8 55 11 07 00
+46 8 55 11 07 01