Faly mandray anao ny CE Soeda
Manampy ny mpandraharaha maneran-tany hitrandraka ny tontolo ara-barotra misy eto Soeda no lahasanay. Mandany fotoana tokoa ny mpanolo-tsaina ato aminay amin’ny fandinihana ny orinasanao, ny teknolojia ampiasainao ary ny tanjona izay kasain’ny orinasanao. Mifandraika hatrany amin’ny filàn’ny orinasanao manokana ny tolotra omenay.
Firenena tena mandroso sy azo itadiavam-bola tsara i Soeda, ary maro tsy voatanisa ny sehatra azo trandrahina ao – ahafahanao mampitombo ny isan’ny mpanjifa ny vokatrao sy mitrandraka tsenam-barotra vaovao.
’Ndao hiara-hiasa aminay. Vonona hatrany izahay ny hanoro anao.
- Soeda no firenena voalohany maneran-tany amin’ny fandraharahana – tany mamokatra ho an’ny mpampiasa vola, araka ny gazety Forbes
- Misanda 56 956 dolara ny harin-karena faobe isam-batan’olona aty Soeda – farim-piainana ambony indrindra maneran-tany
- Toe-karena nomerika mandroso indrindra aty Eoropa, fiaraha-monina mandroso indrindra tsy mampiasa vola taratasy
- Manjaka tanteraka amin’ny toe-karena soedoa ny fifaninanana araka ny tondro ”Indice de la Compétitivité Mondiale”
- Firenena mivoatra indrindra ao anatin’ny vondrona eoropeana i Soeda amin’ny fananany salan’isa ambony indrindra amin’ny patanty isam-batan’olona
- Tsara toerana i Soeda amin’ny fahatratrarana ny Tanjona Fampandrosoana Maharitra izay navoakan’ny Firenena Mikambana
Asa fakan-kevitra
toro-hevitry ny manam-pahaizana
- Tohana ara-barotra
- Fandraharahana sy varotra
- Fananganana orinasa
- Drafitra fampandrosoana
- Toro-hevitra ara-bola
- Vondrom-pahalalana
- Fitantanana ara-informatika
- Lalàna sy fampanarahan-dalàna
- Paikady ara-barotra
- Fandefana tolo-draharaha ivelany
- Fahombiazana amin’ny asa
- Fanatsarana ny taham-bokatra
- Fitantanana ny voina mety hitranga
Fitsirihana
tsenam-barotra
- Tombana amin’ny dokam-barotra
- Fampahafantarina/fanapariahana ny marika
- Sehatr’asa ara-barotra
- Vinavina feno
- Entam-barotra
- Fironana ara-demografika
- Fandalinana fahatokiana
- Fitsinjarana ny tsena
- Fikarohana momba ny lazam-bidy
- Faharetan’ny entana/tolotra
- Tsapa-kevitra amin’ny mpanjifa
- Fanadihadiana fahafaham-po
Fikarohana
misy famotorana
- Angom-baovao ara-barotra
- Tatitra momba ny orinasa
- Fitrandrahana laha-tahiry
- Angon-tahiry
- Lisitrana mailaka
- Arsivan’ny governemanta
- Tatitra nombam-pamotorana
- Famakiana lalam-barotra
- Fanaraha-maso haino aman-jery
- Vaovao | Fanambarana an-gazety
- Fandraisana | Fikarohana mpiasa
- Angon-drakitra statistika
- Boky fampahafantarana
Asa fandikan-teny
asa momba ny teny
- Tenim-pirenena 70+
- PAO amin’ny tenim-pirenena maro
- Manam-pahaizana momba ny teny
- Famoronana sy fanitsiana lahatsoratra
- Fiantohana kalitao
- Fandikana rindrambaiko
- Asa vita aingana
- Fitantanana tahirin-boateny
- Dika-teny ombam-pamoronana
- Famoahana raki-tsoratra
- Raki-tsoratra an-tsarimihetsika
- Fandikana tranonkala
Birao
virtoaly aty Soeda
- Adiresin’ny orinasa
- Laharan-telefaona
- Fanohanana ny mpanjifa
- Foibe Call center
- Famindrana antso
- Famindrana hafatra an-tsoratra
- Mpandray olona mivantana
- Firesahana mivantana amin’ny aterineto
- Fandaharana fihaonana
- Fikirakirana kaomandy
- Asa ara-pitantanana
Vahaolana manokana
Mpandraharaha iray, tetikasa iray – Vonona izahay ny hanome hatrany vahaolana mifandraika amin’ny tsirairay, na amin’ny lafiny filàna manokana na amin’ny tanjona kasain’ny tsirairay
Fiaraha-miasa amin’ny eto an-toerana
Tombony ho anay ny fifandraisanay akaiky amin’ny sampana governemanta, biraom-panjakana ary orinasa soedoa eto an-toerana, izay ahafahanay mamaha amin’ny fomba aingana sy mazava ny olanao.
Sitraho ny traikefa anananay
Manampy anao izahay ahombiazanao – Ny raki-kevitra nangoninay nandritra ny taona maro no fanalahidy amin’ny fahombiazanao aty Soeda
Fandrafesana sy raki-kevitra
Ny paikady rehetra omban’asa izay atolotray no lala-mazava ahafahanao mandrefy ny vokatra azonao amin’ny alalan’ny fandraharahana ataonao sy ny tanjona ara-barotra kasainao.
Tao-raharaha lafatra
Azo tarafina mivantana amin’ny vokatra azonay ny kalitaon’ny tolotra omenay, toy izany koa ny fahombiazanao – Manampy anao amin’ny lafiny rehetra izahay
Teny filamatra
- Tolotra vahaolana soedoa
- Ilay tolotra vahaolana soedoa natao ho anao
- Mpanoro-hevitra ara-barotra soedoa
- Ilay mpanoro-hevitra ara-barotra soedoa tena ilainao
- Mpiara-miombon’antoka ara-barotra soedoa
- Ilay mpiara-miombon’antoka ara-barotra soedoa tena ilainao
- Manam-pahaizana soedoa
- Ilay manam-pahaizana soedoa tena ilainao
- Mpiasa matihanina soedoa
- Mpiasa matihanina soedoa tena ilainao
- Mpiasa soedoa manam-pahaizana manokana
- Mpiasa soedoa manam-pahaizana manokana sy tena ilainao
- Soeda no safidian’ny orinasa matsilo
- Fantaro miaraka aminay i Soeda
- Te handraharaha aty Soeda ve ianao?
- ’Ndao handraharaha eto Soeda
- Midira amin’ny tsenam-barotra soedoa
- ’Ndao hiresaka momba an’i Soeda
- Ny hoavinao eto Soeda
- Soeda, ilay safidy tsara
- Soeda, fandraharahana matsilo
- Soeda, mety aminao!
- Mahazoa fahombiazana eto Soeda
- Ny vahaolana tsara indrindra eto Soeda
- Ilay namana mifandray akaiky aminao eto Soeda
- Mahombiaza eto Soeda
- Tafità amin’izay atao eto Soeda
- Mahità fahombiazana eto Soeda